|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy misy madilana maito hotohizina |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 misy, 4 madilana, 5 maito, 6 tohizina |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
9 Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] |
| Tovy hevitra | 10 tsy misy madilana hotentenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|